Teny iditra vatosanga
Singan-teny vato ; sanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra [1.1]
 Vato fanamboarana platira [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Gypse, pierre à plâtre [1.13]
Ohatra Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona. [1.369]
Voambolana 
Tovy hevitra alabaritany

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14