Teny iditra | 1 vatosanga |
Singan-teny | 2 vato, sanga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra 5 [1.13] vato fanamboarana platira |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] gypse, pierre à plâtre |
Ohatra |
7 Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona. [1.369#] |
Voambolana |
8 Haibolantany |
Tovy hevitra | 9 alabaritany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |