Teny iditra | vava asa | |
Singan-teny | vava ; asa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny soritsoritr' angadinomby farany amin' ny asa tanety [1.1] | |
Tatatra kely amin'ny vadibainga [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Sillon [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |