Teny iditra | 1 vavafo |
Fototeny | 2 vava, fo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara]
vavony 5 [1.1] Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] the solar plexus |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] le creux de l'estomac |
Ohatra |
8 Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356] |
Voambolana |
9 Haiaina |
Tovy hevitra | 10 ambavafo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27 |
![]() |