|
|
|
|

Teny iditra1  vavaka alohan' ny sakafo
Singan-teny  2  vavaka, aloha, sakafo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.66.fr#83] bénédicité
Mpanahaka  5  vavakaaoriannysakafo
Lahatsiratra manontolo 
6  Andriamanitra ô,
7  tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay.
8  Tahio ireo nikarakara ary ampianaro izahay hifampizara.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/16