|
|
|
|

Teny iditra1  vavaka aorian' ny sakafo
Singan-teny  2  vavaka, aoriana, sakafo
Sokajin-teny  3  anarana
Mpanahaka  4  vavaka alohan' ny sakafo
Lahatsiratra manontolo 
5  Andriamanitra ô,
6  misaotra Anao izahay noho ny sakafo sy ny zava-tsoa be nomenao anay.
7  Enga anie izany hampiasainay ho voninahitrao sy hanasoavanay ny hafa.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/16