Teny iditra vavimatoa (vavy, matoa)
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Ohatra 
1Jeffreys sy Elizabeth, zanany vavimatoa. [Rabary: Daty, takila 80]
2Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy Rasoaray zokinay vavimatoa. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 7]

2017/04/06