|
|
|
|

Teny iditra1  vavimatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.649] Jeffreys sy Elizabeth, zanany vavimatoa.
4  [2.643] Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy Rasoaray zokinay vavimatoa.
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Fototeny  6  vavy, matoa
Mpanahaka  7  lahiaivo, lahimatoa, vaviaivo

Fivaditsoratra  8  vavimatoa, voamatavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30