|
|
|
|

Teny iditra1  vavolombelona
Fototeny  2  vava, olona, velona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] témoin
Ohatra  6  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
7  Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472]
8  Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny vavolombelona io
Lahatsoratra  10  Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08