|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vavàna
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity
Fototeny  4  vava
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)7  vavàna
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany!
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] very talkative
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] très bavard
Fototeny  12  vava
Tovy hevitra  13  basivava

Fivaditsoratra  14  navava, vavàna, vavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30