Fizahan-teny

Ohabolana : vazana

Ohabolana 1Voalavo mitety vazan-trano misy saka, ka fohy andro andehanana. [2.165 #873, 2.415 #6334, 2.558 #4975]
Dikanteny frantsayRat qui court dans une maison où il y a un chat : il n' a pas longtemps à courir. [2.415 #6334]
Un rat qui court dans une maison où il y a un chat, ce ne sera pas pour longtemps. [2.165 #873]

Ohabolana : vazana

Ohabolana 1Ampemby : antitra vao mitsiky vazana. [2.415 #1799, 2.653 #150]
Ampemby ka antitra vao mitsiky vazana. [2.558 #188]
Dikanteny frantsayGrains de sorgho : c' est une fois vieux qu' ils montrent les dents. [2.415 #1799]
Fanazavana frantsaySe disait des vieillards difficiles. [2.415 #1799]

Ohabolana 2Aza manary tena homan-katsa-maina, nefa tsy vazana tsinona. [2.415 #6272, 2.653 #560]
Aza manary tena : tsy am-bazana ka tia katsa-maina. [2.558 #650]
Aza manary tena: tsy vazan-tsinona, ka homan-katsa-maina! [2.165 #933]
Dikanteny frantsayNe vous exposez pas en mangeant des grains de maïs secs, lorsque vous n' avez pas de dents. [2.415 #6272]
Ne vous faites pas du mal à vous-même: n' ayant pas de molaires, comment voudriez-vous manger du maïs sec et dur! [2.165]
Fanazavana frantsayNe vous lancez pas dans une affaire que vous serez incapable de mener à bien. [2.415 #6272]

Ohabolana 3Izy no mitafy lamba saro-bazana, ao salaka mahatoky azy. [2.415 #1635, 2.165]
Izy no mitafy lamba saro-bazana, dia ao ny salaka matoky azy. [2.558]
Dikanteny frantsayS' il a un lamba trop court, c' est qu' il a confiance dans le salaka qui lui serre les reins. [2.415]
S' il porte un lamba trop court (laissant voir le haut des jambes) c' est qu' il a confiance dans la toile qui lui couvre les reins. [2.165 #1308]

Ohabolana 4Ketsa mitototra ampombo, ka tsy fantatra ho vaky vazana. [2.415 #4919, 2.653 #1258]
Ketsa mitototra ampombo, ka tsy fantatra izay vaky vazana. [2.558 #1631]
Dikanteny frantsaySemence de riz recouverte de son : on ne peut pas reconnaître si l' enveloppe du grain semé éclate. [2.415 #4919]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui cachent leur jeu. [2.415 #4919]

Ohabolana 5Na lava nify anoloana aza hianao, tsy mitsako alohan’ ny vazana. [2.653 #2007]
Na lava nify anoloana aza hianao, tsy mitsako alohan' ny vazana tsy akory. [2.415 #783]
Na maranitra nify anoloana aza aho tsy mitsako alohan' ny vazana! [2.558 #2729]
Dikanteny frantsayVous avez beau avoir de longues dents par-devant, elles ne mâcheront pas avant les molaires. [2.415 #783]
Fanazavana frantsayLes petits ne sauraient dépasser les grands, ni les jeunes prendre la parole avant ceux qui sont plus âgés. [2.415 #783]

Ohabolana 6Ny tarehy soa verin' ny hanina an-dany vazana. [2.653, 2.165]
Dikanteny frantsayUn beau visage gâté par la nourriture entre les dents et les joues. [2.165]
Fanazavana frantsayIl s' agit d' une femme qui malgré sa beauté se nettoie la bouche avec son doigt, ce qui décourage les prétendants possibles. [2.165]

Ohabolana 7Sakaitany natao aody vazana: sady aody hanitranitra. [1.147 #S18]

Ohabolana 8Tahaky ny angady ery an-joro, mbola tsy niasana hoatrinona ka lany vazana. [2.415 #1582]
Dikanteny frantsayLa vie est semblable à une bêche reléguée dans le coin de la maison : avant qu' on s' en soit servi pour travailler, elle est usée. [2.415 #1582]

Ohabolana 9Tokotany very mpangarina, very marivo karaha vazana. [1.147 #T104]

Ohabolana 10Tsy tsara nify anoloana aho ka hitsako alohan' ny vazana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny tsy tokony hanaovan-javatra alohan' izay ambony na manam-pahefana noho ny tena. [1.1]

Ohabolana 11Very amaso karaha vazana. [1.147 #V46]

Fizahan-teny