Teny iditra (1/2) | 1 vazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the double teeth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] les dents molaires 6 [1.13] molaire |
Voambolana |
7 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny vazana io |
Teny iditra (2/2) | 19 vazana |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano |
Voambolana |
22 Toerana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny vazana io |
Fivaditsoratra | 25 avazan, navaza, nazava, vazana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |