|
|
|
|

Teny iditra1  vazanana
Fototeny  2  vazana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy
Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  anazavan, nanazava, navazana, vazanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21