Teny iditra | 1 vazina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Poudreux, boueux, sale Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vazina io |
Fivaditsoratra | 10 vazina, vizana, zavany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |