Teny iditra (1/3) | 1 va |
Sokajin-teny | 2 kianteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3] 6 interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8] |
Ohatra |
7 Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3] 8 Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3] 9 Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131] 10 Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472] 11 Moa va tsy menatra izy. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (2/3) | 14 va~ |
Sokajin-teny | 15 tovona |
Teny iditra (3/3) | 16 va |
Sokajin-teny | 17 endritenin' ny hoe aller |
Fanazavàna teny malagasy |
18 matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |