|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ve
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao?
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase
Ohatra  5  Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Tovy hevitra  6  va
Mpanahaka  7  moa

Teny iditra (2/3)8  ve
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taisaka] fivoizana lakana
11  [1.78] [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana
Voambolana  12  Fifamoivoizan-tsambo
Tovy hevitra  13  five

Teny iditra (3/3)14  ve
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Taisaka] evina
Voambolana  17  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12