|
|
|
|

Teny iditra1  velarina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona
Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo
Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra
Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy
Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be spread out, to be unrolled
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot)
6  [1.8] qu'on déplie, déroule, étend
Ohatra  7  [2.293] Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy:
8  [2.472] velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
Fototeny  9  velatra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14  avelatra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  ivelaran, lavareny, nivelara, vary lena, velarany, velarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21