Teny iditra | 1 veloma mifoha |
Singan-teny | 2 veloma, mifoha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny ifanaovana rehefa hisaraka fa samy handeha hatory, mitovy amin' ny hoe: "tafandria mandry" |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |