Teny iditra | veloma (velona) | ||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra velona | ||||||
Famaritana malagasy | (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | may you live! Farewell! Adieu! Thank you [Richardson 1885] | ||||||
Fandikana frantsay | Adieu! Vive! Merci! [Abinal 1888] | ||||||
adieu, vivez [Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny veloma io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |