Teny iditra velom-bolo (velona, volo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay refait, qui reprend, qui se relève [Abinal 1888]
Ohatra dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra. [Callet: Tantara, takila 115]

2017/03/09