|
|
|
|

Teny iditra1  velon-taho
Singan-teny  2  velona, taho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo vodin-javamaniry alaina nefa tsy voaongotra ny tahony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (« tige encore vivante »). Se dit des tubercules qu'on déterre sans arracher la plante elle-même
Figuré : jeune homme qui a encore ses parents.
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07