|
|
|
|

Teny iditra1  vendrivendry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Firenirenena
Hadalana, haketrenana
Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana
Fahajemben' ny maso tarafin' ny hazavana ka mipendrampendrana.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21