Teny iditra vidin' aina (vidy, aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay salaire que l'on gagne par son travail [Abinal 1888]
Ohatra Vidin' aina izay taminy fa tsy mba hasin-tanana tsy akory, vidin' aina aminay narovany tamin-doza, vidin' aina amin' izy tenany izay nisolo vaika anay. [Andraina: Mitaraina, takila 94]

Teny iditra vidin' aina (vidy, aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay cote personnelle: 1/720 de la piastre [Abinal 1888]
Voambolana 

2015/03/18