Teny iditra | 1 vifotsy |
Singan-teny | 2 vy, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-by manify fanaovana siny, zinga, maharitrafo, sns |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] tinplate |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.5, 1.8] fer-blanc |
Voambolana |
7 Simia |
Tsipelina hafa | 8 vyfotsy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny vifotsy io |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: vifotsy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Fivaditsoratra | 13 vifotsy, vy fotsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |