|
|
|
|

Teny iditra1  viky vahy
Fototeny  2  viky
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  6  karazan-kankana miaina amin'ny tsinain'olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  tricocéphale, ténia [1.13]
Tovy hevitra  8  sakoitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31