Teny iditra | 1 vilany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cooking pot, a kettle or casserole |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13] marmite 6 [1.8] pot, casserole |
Ohatra |
7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324] 8 "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48] 9 Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny vilany io |
Lahatsoratra |
36 Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 37 avilin, laviny, navili, navily, nivaly, valiny, vilain, vilany, vilina, vinaly, viñaly, vinila |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |