Teny iditra | 1 vilia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a plate, a dish; cf. lovia |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] plat, assiette |
Ohatra |
6 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ao an-trano |
Tsipelina hafa | 8 lovia |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vilia io |
Fivaditsoratra | 14 avili, avily, vilia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |