Teny iditra vinaky (vaky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (misy tsofoka in) voavaky, hovakina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fendu, cassé, rompu
Traversé
Lu, publié
Accusé, convaincu [1.3]
Ohatra 
1Vato novinaky no nanaovana ity lalana ity [1.1]
2Vinaky ny vatobe eo an-toerana hanaovana fototra. [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinaky, vinakiko, vinakinao, vinakiny, vinakintsika, vinakinay, vinakinareo, vinakin', vinakin-, vinakim-
Ny lasa : novinaky, novinakiko, novinakinao, novinakiny, novinakintsika, novinakinay, novinakinareo, novinakin', novinakin-, novinakim-
Ny hoavy : hovinaky, hovinakiko, hovinakinao, hovinakiny, hovinakintsika, hovinakinay, hovinakinareo, hovinakin', hovinakin-, hovinakim-
Tovy hevitra voavaky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20