|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vinaly
Fototeny  2  valy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#806] à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voavaly

Teny iditra (2/2)10  viñaly
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka] renianaka

Fivaditsoratra  13  avilin, laviny, navili, navily, nivaly, valiny, vilain, vilany, vilina, viñaly, vinaly, vinila

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20