Teny iditra | 1 vinanto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a son or daughter-in-law |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54, 1.8] gendre, bru |
Ohatra |
6 Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470] 7 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398] |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vinanto io |
Teny nalaina | 14 Soratra misy io teny vinanto io |
Fivaditsoratra | 15 tinovan, vantony, vinanto, vintano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |