|
|
|
|

Teny iditra1  Fomban-dRazana Tsimihety
Singan-teny  2 fomba, 3 razana, 4 Tsimihety
Sokajin-teny  5  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  6 Tongasolo Patrice
Mpanonta printy  7  p="383" date='1985' country='' pubid='ambozontany#mg.ntp'. , 1985. Takila: 383.
Sombiny  8  p. 220 Alaminy sahala tamin'ny fanaovana ny hosy koa ny fandidiam-bary: tondroin'ny Sojabe ny andro hanaovana ny asa arakaraka ny fatoizam-bary na zavatra manimba ny vary.
9  p. 333 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa.
Manan-danja sy haja lehibe koa ny vinanto na rangahy eo anatrehan'ny vahoaka Tsimihety.

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26