Teny iditra (1/4) | 1 vinany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 23 vinany |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.7] a guess, a conjecture; a prediction |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.3, 1.8] conjecture; prédiction 28 [1.3] divination, prophétie action d'estimer, de calculer peu à près |
Ohatra |
29 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471] |
Voambolana |
30 Filôzôfia |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 42 vinany |
Fototeny | 43 vina |
Sokajin-teny | 44 anarana vina sy mpisolo |
Fanazavàna teny anglisy |
45 [3.1] its probability |
Fanazavàna teny frantsay |
46 [3.1] sa probabilité |
Teny iditra (4/4) | 47 Vinany |
Singan-teny | 48 vinany |
Sokajin-teny | 49 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
50 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 51 niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, Vinany, vinany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |