Teny iditra | 1 vita |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao 4 Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory 5 Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao 6 Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony 7 Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena 8 Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8] |
Ohatra |
11 vita ilay lakana [2.606#188] 12 Ho vitako ve izany? [2.4] 13 ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193] 14 Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny vita io |
Fivaditsoratra | 33 tiva, vita |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |