Teny iditra | 1 vitrana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany Fanakambanana Fampirindrana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a seam, a lengthwise joint |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur |
Ohatra |
6 fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany. [2.996#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny vitrana io |
Fivaditsoratra | 19 avitran, navitra, nivatra, vatrany, vitrana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |