| Teny iditra | 1 vivitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza molojavatra, sisiny
4 Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely 5 Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|