Teny iditra (1/2) | 1 vivy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara]
anaram-borona, tsiriry 4 [1.1] Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] grèbe 7 [1.8] espèce de toute petite oie sauvage; grèbe 8 [4.22] grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) 9 [4.22] grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) |
Ohatra |
10 Ny vivy no tompon' ny dobo. [2.245#] 11 Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [2.48] |
Voambolana |
12 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 13 kiborano, tsiriry |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny vivy io |
Teny iditra (2/2) | 15 vivy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] (duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois). Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire. [Bezanozano]
|
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |