Teny iditra |
tsiriry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the whistling teal (a duck) [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | sarcelle [Rajemisa: Vakoka]
|
| sarcelle, espèce de canard sauvage [Hallanger 1974]
|
| grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
|
| grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis |
Teny mitovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
tsiriry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tsiriry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Teny mitovy hevitra | |
|