Teny iditra
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] vao, sady [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] vao [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] sy [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra vôho

Teny iditra vo~ (vo-)
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny vo~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra) [Rajemisa 1985]

Teny iditra ~vo~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~vo~]

2017/06/30