|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara, Tanala] vao
4  [1.78] [Bara] sady
5  [1.78] [Tanosy] sy
Tovy hevitra  6  vôho
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  vo~
Sokajin-teny  9  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra)

Teny iditra (3/4)11  ~vo~
Sokajin-teny  12  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [3.1] Ohatra: savoritaka (saritaka)

Teny iditra (4/4)14  vo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2#762] a small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20