Teny iditra | 1 voabaiko |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] commanded |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#72] à qui ou a parlé ou fait un commandement en langage étranger ou par signes |
Ohatra |
5 [2.643#21] Fa nony efa zajatra aho dia hitako fa hay tsy nisy sahy tena namely ahy mafy ry zalahy ireo fa efa voabaiko hampianatra ahy fotsiny. |
Fototeny | 6 baiko |
Tovy hevitra | 7 binaiko |
Fivaditsoratra | 8 voabaiko, voabikao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |