Teny iditra voabory (bory)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Arrondi, simplifié [1.68]

Teny iditra voabory (bory)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Dont on a coupé les bouts, les cheveux, etc. [1.3]
Ohatra Nony voabory manontolo toy izany io, nasainy natao teo akain' ny afo mbola miaina ihany sy nendasina teo amin' ny lapoaly. [2.996]
Tovy hevitra bonory

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07