|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voadaka
Fototeny  2  daka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] kicked
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#95] Qui a reçu la ruade, renforcé par une pièce
Ohatra  7  Nefa ialahy efa voadaka [1.343]
Tovy hevitra  8  dinaka

Teny iditra (2/3)9  voadaka
Fototeny  10  daka
Sokajin-teny  11  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] renforcé par une pièce

Teny iditra (3/3)13  voadaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (de voa (3) sens général de ce mot : qui a reçu un coup de pied, une ruade). Nom d'un tubercule long de 50-60 cm et toxique. [Betsimisaraka]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17  davakao, voadaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07