Teny iditra voadinika (dinika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Examined into, talked over, admonished, told minutely [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ruminé, examiné [1.3]
Ohatra 
1Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [2.508]
2Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [1.223]
Haiendriteny 
Ny lasa : voadinika, voadiniko, voadinikao, voadininy, voadinitsika, voadinikay, voadinikareo, voadinik', voadini-, voadiniky
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13