Teny iditra | voaetry (etry) | ||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||
Fandikana frantsay | abaissé , humilié [Abinal 1888] | ||||
Endriteny |
| ||||
Ohatra | Dia voaetry teo anoloan' ny zanak' Israely ny taranak' i Amona. [Baiboly: 7.11.33] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |