Teny iditra | 1 voaetry |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] abaissé , humilié |
Ohatra |
4 [2.996] Dia voaetry teo anoloan' ny zanak' Israely ny taranak' i Amona. |
Fototeny | 5 etry |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 7 aevotry, aveotry, voaetry, voatery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |