Teny iditra | voafady (fady) | |||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |||
Famaritana malagasy | Afa-baraka, very hasina [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | spoiled, made useless; refrained from. [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Ohatra | Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina! [Dox: Amina] | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny voafady io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |