Teny iditra | 1 voafady |
Fototeny | 2 fady |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Afa-baraka, very hasina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] spoiled, made useless; refrained from. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#135] Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait |
Ohatra |
7 Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina! [2.928] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny voafady io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |