| Teny iditra | 1 voafafa |
| Fototeny | 2 fafa |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 swept, cleared off, wiped, cleansed.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 balayé, raflé
[1.3#136] |
| Ohatra |
6 Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao.
[4.27]
7 Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [2.69] |
| Tovy hevitra | 8 finafa, nofinafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|