Teny iditra | 1 voafafa |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] swept, cleared off, wiped, cleansed. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#136] balayé, raflé |
Ohatra |
5 [4.27] Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. 6 [2.69] Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. |
Fototeny | 7 fafa |
Tovy hevitra | 8 finafa, nofinafa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |