|
|
|
|

Teny iditra1  voafafy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] sown, scattered
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#136] où l'on a semé, sur quoi l'on a répandu, jeté, lancé; qu'on a semé, répandu, jeté
Ohatra  5  [2.996#] Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin' ny vatolampy;
6  [2.470#] Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny;
Fototeny  7  fafy
Tovy hevitra  8  finafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11